Sahia miavaka

Sahia miavaka

“Midirà amin’ny vavahady èty ianareo” (Matio 7. 13 a) 

Ambaran’i Jesoa mazava fa misy vavahady roa samy hafa mitondra amin’ny lalana roa mifanohitra eo amin’ny fiainantsika, ny iray mitondra amin’ny fahaverezana ary ny iray mankany amin’ny fiainana. (Matio 7: 13-14)

Satana fahavalontsika dia milofo fatratra hangalatra ny fiainana be dia be nahafatesan’i Jesoa ho antsika, mitady ny hamono  sy handringana antsika izy hiainantsika fiainana tsy misy fiainana (Jaona 10:10). Mampiasa ny nofontsika sy ny tontolo manodidina antsika izy hanosika antsika hihazakazaka hiditra ny vavahady malalaka mitondra any amin’ny lalan’ny fahaverezana.

Lire la suite →
Une seule chose manque à ce pays… pour être parfait

Une seule chose manque à ce pays… pour être parfait

En 1386, dans un obscur petit village d’Italie, naît un garçon du nom de Donatello. A l’âge de 3 ans, jouant dans le jardin, il prenait du sable et de l’eau, et avec ses petites mains potelées, il faisait, non des châteaux de sable, mais des statues à l’effigie de son papa et de sa maman.

Ses voisins lui prédirent la célébrité et la gloire. Ils eurent raison. Donatello devint l’un des sculpteurs les plus fameux au monde.

Lire la suite →