Mino ve ianao fa mitana io TENY FIKASANY io ANDRIAMANITRA?
Raha eny, hoy ianao dia miantso anao izahay hirotsaka ao amin’ny “CHAÎNE D’HONNÊTETE” hiara hiady hanohitra ny KOLIKOLY.
Ataovy izao vavaka izao:
“Tompo ô! mifona aminao aho tamin’izay fotoana rehetra namelako ny FITIAVAN-TENA sy ny FITIAVAM-BOLA hanapaka ny fiainako hatramin’izao. Manomboka anio noho ny HERIN’NY FAHASOAVANAO AO AMIN’I JESOA KRISTY dia manolo tena aho:
– Tsy hanao kolikoly
– Tsy handray kolikoly
– Hanampy, araka izay azoko atao , raha angatahan’ny Chaîne hanao izany
Amena!”