INONA NO HAMPIASANA NY FANAMPIANA HOMENAO ?


Mba hahazoany manatanteraka ireo hetsika samihafa hiadiana amin’ny kolikoly, ny Tohivakan’ny Fahamarinana na Chaîne d’Honnêteté dia mila ny fanampiana’ireo malala-tanana. Misy dikany lehibe ho anay ny fanampianao, manampy be amin’ny fanohizana ny hetsika izany. 

Ny fanampianao dia manampy amin’ny : 

  • Fampiorenana sy fampitaovana ny kristiana anatin’ny Tohivakan’ny Fahamarinana
  • Fametrahana lamina entina hanampiana ireo izay hiarahan’ny kolikoly 
  • Fanamafisana ny fisian’ny Chaîne sy ny hetsika ataony eny anivon’ny haino aman-jery 
  • Famokarana horonan-tsary fanadihadiana momba ny sehatra samihafa hahitana trangana kolikoly eto Madagasikara 

HANOME FANAMPIANA AMIN’NY ALALAN’NY FANDEFASANA VOLA AMIN’NY BANKY


Ireto manaraka ireto ny laharana fandefasana vola makany amin’ny kaonty bankin’ny Chaîne d’Honnêteté na Tohivakan’ny Fahamarinana. 

Rehefa mandefa ny vola dia mba hametaka mazava ny anarana sy fanampiny, ny adiresy na laharana finday ary ny tetikasa tianao ho tohanana azafady (raha ho ana tetikasa iray manokana), mba hahafahanay miantso anao sy mandefa ny rosia-nao.  

Bénéficiaire: Chaîne d’Honnêteté 

Domiciliation: BNI ANTSAHAVOLA

Code banque    Agence    Numéro de compte  Clé RIB

00005         00002       71242520001          83 

IBAN MG46 00005 00002 71242520001 83

BIC  CLMDMGMG

Ho an’ny fanampiana maharitra, mba fenoina ity formulaire de don ity azafady ary alefa mailaka mankany amin’ny chainedhonnetete@gmail.com 

HANOME FANAMPIANA AMIN’NY ALALAN’NY “CHEQUE”


Mba fenoina ny formulaire de don ary alefa na aterina any amin’ny ity adiresy manaraka ity, miaraka amin’ny chèque : 

Chaîne d’Honnêteté 

5 làlana Rainandriamampandry, Soarano 

Antananarivo 101