Mitady olona Andriamanitra

Fantatra loatra ny fitiavan'Andriamanitra antsika. Nasehony izany tamin'ny namoronany ahy sy anao hitovy endrika Aminy, ary indrindra nanolorany ny Zanany hisolo voina antsika teo amin'ny hazo fijaliana. Tsy misy fitiavana lehibe noho izao: dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany. Nataony izany! Fa nahoana Izy no tia e? Tsy noho ny fahatsarantsika akory, fa satria tiany isika hiaraka Aminy mandrakizay, tiany koa hiara-hiasa Aminy sady manana planina mahafinaritra ho antsika tsirairay Izy. Koa mitady Izy "Iza re no hanaiky?" (more…)...
Lire la suite

La corruption banalisée

Un petit garçon avait besoin de 50 euros. Il a commencé à prier pour cela. Il a continué pendant 4 semaines mais rien ne s’est passé. Finalement, il décida d’écrire une lettre à Dieu, Lui demandant ces 50 euros. L’employé de la poste, ayant vu la lettre adressée à Dieu, la transféra au Président de la République. (more…)...
Lire la suite