Mpitondra tsiro sy fahazavana

Mpitondra tsiro sy fahazavana

Hianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy?Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin'ny olona.Hianareo no fahazavan'izao tontolo izao.Tsy azo afenina izay tanàna miorina eo an-tampon-tendrombohitra.Matio 5.13-14 Ny iraky ny Tompo ho antsika Mpitondra sy mpizara fahamarinana, fiainana, finoana izay hampisy tsirony ny fisiana eto an-tany.Mpitondra sy mpizara fahazavana izay mampisava ny aizina, manome fahalalana ny araka ny sitrapon’Andriamanitra amin’ny lafim-piainana rehetra (more…)...
Lire la suite