Chaîne d'honnêteté
  • Tongasoa
  • Tohivakana
    • Vina sy antom-pisiana
    • Tantara fohy
    • Ireo namelona ny tohivakana
    • Fomba fiasa
  • Iditra ho mpikambana
    • Antso ho an’ny kristiana
    • Ny maha-mpikambana
    • Iditra ho mpikambana
  • Ny kolikoly
  • Bilaogy
  • Fijoroana Vavolombelona
  • Tondrozotra
  • Fifandraisana
  • Français
  • HANOME FANAMPIANA

Iditra ho mpikambana

Mino ve ianao fa mitana io TENY FIKASANY io ANDRIAMANITRA?

Raha eny, hoy ianao dia miantso anao izahay hirotsaka ao amin’ny “CHAÎNE D’HONNÊTETE” hiara hiady hanohitra ny KOLIKOLY.

Ataovy izao vavaka izao:

“Tompo ô! mifona aminao aho tamin’izay fotoana rehetra namelako ny FITIAVAN-TENA sy ny FITIAVAM-BOLA hanapaka ny fiainako hatramin’izao. Manomboka anio noho ny HERIN’NY FAHASOAVANAO AO AMIN’I JESOA KRISTY dia manolo tena aho:
– Tsy hanao kolikoly
– Tsy handray kolikoly
– Hanampy, araka izay azoko atao , raha angatahan’ny Chaîne hanao izany
Amena!”

Anarana*
Fanampin'anarana*
Asa atao*
Toeram-piasana*
Andraikitra ao amin'ny fitandremana*
Fitandremana*
Adiresy*
Faritra*
Firenena*
Laharana an-tariby* Veuillez respecter le format :+9990011199
Mailaka

  • Antso ho an’ny kristiana
  • Ny maha-mpikambana
  • Iditra ho mpikambana
Antom-pisiana

Ny antom-pisian’ny Chaîne dia ny ny hamongotra ny kolikoly eto Madagasikara.

  • Tongasoa
  • Tohivakana
  • Ny kolikoly
  • Iditra ho mpikambana
  • Fifandraisana
Fifandraisana
  • 034 75 235 51
  • chainedhonnetete@gmail.com
  • 5 làlana Rainandriamampandry, Soarano Antananarivo 101

  • chainedhonnetete