cdh
  • Accueil
  • La chaîne
    • Vision et mission
    • Historique
    • Les membres fondateurs
    • Notre approche
  • Devenir membre
    • Appel aux chrétiens
    • Etre membre
    • Adhérer
  • La corruption
  • Blog
  • Témoignages
  • Ressources
  • Contact
  • Malagasy
  • Faire un don

Blog

Taratasin’i Paoly ho an’ny Fiangonana aty Madagasikara

Taratasin’i Paoly ho an’ny Fiangonana aty Madagasikara

29/05/202129/05/2021 par Rev. IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi

Raha ho nanoratra ho antsika velona ankehitriny re i Paoly Apostoly, dia ho toy inona re ny Epistily nosoratany e?

Lire la suite →
Zanak’Andriamanitra marina

Zanak’Andriamanitra marina

24/02/202124/02/2021 par Désiré RABENIFARA

Fa nahoana moa aho no manao ny marina ? Nahoana no misy ny mifikitra amin’ny marina, na dia toa ahitany fahasahiranana mafy izany ?

Hoy ny Soratra Masina «Raha fantatrareo fa marina Izy, dia fantaro fa izay rehetra manao ny marina no zanany naterany » (1Jaona 2.29)

Lire la suite →
Ny fahamarinana manandratra ny firenena

Ny fahamarinana manandratra ny firenena

23/10/202025/10/2020 par IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi

Misy fotoana mahalasana eritreritra anao manao hoe: « Mbola tokony hiteny ihany ve aho? Mbola tokony hamerina ka hamerina hatrany ihany ny hafatra efa nalefa ve? » – satria tsy misy amin’izay tokony ho fantatry ny mpitondra sy ny manana fahefana rehetra, na izay tokony ho fantatry ny besinimaro,  tsy efa fantany rahateo, raha ny vontoatiny no heverina.

Lire la suite →
Mandresy ao amin’i Jesoa

Mandresy ao amin’i Jesoa

19/07/202019/07/2020 par Désiré Rabenifara

Raha misy ny aretina toa vaovao
Zay mandripadripaka mafy amin’izao
Heveriko fa mbola ratsy noho izany
Lay efa taloha ‘zay nanimba ny tany

Ny fahalovan’ny fo sy ny saina
No areti-mandoza ‘zay  tiana lazaina
Kolikoly no lasa toa fomba fanao
Ka ny vokany ratsy tsy voasandanao

Lire la suite →
1 2 3 4 Articles précédentes

Articles récents

  • Taratasin’i Paoly ho an’ny Fiangonana aty Madagasikara
  • Zanak’Andriamanitra marina
  • Ny fahamarinana manandratra ny firenena
  • Mandresy ao amin’i Jesoa
  • Iza no tena tianao ny Tompo Jeso sa ny zavatra omeny?
Notre mission

La mission de la Chaîne est de briser le cercle la corruption à Madagascar.

  • La chaîne
  • Devenir membre
  • La corruption
  • Blog
  • Témoignages
  • Contact
Contact
  • 034 75 235 51
  • chainedhonnetete@gmail.com
  • 5 làlana Rainandriamampandry, Soarano Antananarivo 101

  • chainedhonnetete