Vous avez été victime de corruption ou avez refusé de corrompre à Madagascar ?

Envoyez-nous votre témoignage !

Ce geste est important dans la lutte contre la corruption. Il aidera d’autres personnes à s’identifier à votre cas et à prendre courage, en leur montrant qu’il est tout à fait possible de lutter contre la corruption.
Votre témoignage restera anonyme.

Témoigner

Liste des témoignages

Famoahana entana eny Ivato

Namoaka entana teny Ivato aho tamin’ny 3 janoary. Voavezivezy tetsy sy teroa hoe tsy ao ny tompon’andraikitra sns. Tsy nahataitra ahy izany fa nanana fitsaharana anaty aho hiatrika izay miseho ary tsy hanao kolikoly mihintsy. Ny olona tao aoriako anefa toa efa zatra izay fanaon’izy ireo ka voaray tsara daholo sady vetivety dia nahavita ny… Lire plus “Famoahana entana eny Ivato”

Visite technique : Inapte lasa apte

Rehefa nanao visite technique ny fiara dia nisafidy ny tsy hanao kolikoly mihitsy. Tsy nametraka vola teo amin ny vitesse toy ny fanaon’ny olona. Vokany inapte dia hoe miverina afaka 1 volana. Niandry ny famoahana ny papiers amin’izay. Fanamarihana: nisy olona niaraka niandry papiers taminay. Izy dia nanome vola ireo mpitsara fiara. Nony nivoaka ny… Lire plus “Visite technique : Inapte lasa apte”

Tsy voatery hanao kolikoly vao tafiditra ho mpiasam-panjakana

Faniriako hatramin’ny ela ny ho mpiasam-panjakana. Nivavaka mafy aho alohan’ny andefasako dossier dia tafiditra ho mpiasam-panjakana soa aman-tsara, na dia tsy raikitra aza. Tsy nandoha vola na Ariary aza ary tsy nahafantatra olona. Mbola mivavaka mafy aho ary mino fa hain’Andriamanitra ny mampiditra ahy ho fonctionnaire EFA. Tsy hanao kolikoly aho. Mahatoky ny tenin’Andriamanitra hoe:… Lire plus “Tsy voatery hanao kolikoly vao tafiditra ho mpiasam-panjakana”