Fahefana ampindramina

Fahefana ampindramina

Hatrany am-piandohana dia efa nisy ny olona niavaka teo amin’ny fiaraha-monina ary nanana fahefana tamin’ny mpiara-belona, neken-teny, natao ho lehibe, nandidy nanapaka ny teo amin’ny manodidina azy. Mety ho zavatra na sehon-javatra samihafa no nahatonga azy ho amin’izany « toeram-pahefana » izany : tanjaka, hery, fahaizana, fahendrena, harena, fahamatorana, nefa mety koa kolikoly miteraka hala-bato, vonoan’olona koa aza indrisy ny an’ny sasany. Izany hoe raha jerena amin’ny zava-misy iainana an-davan’andro dia toy avy amin’ilay manam-panhefana ihany no nahazoany ny fahefana sy nahatonga azy ho « manam-pahefana ». (suite…)...
Lire la suite
Ampy ho anao ve ny volanao?

Ampy ho anao ve ny volanao?

Izay tia vola tsy hety ho voky vola, ary izay fatra-pitia harena be tsy hety ho vokin'ny fitomboan-karena; fa zava-poana koa izany. Mpitoriteny 5:9 Raha androany ianao mahazo vola, dia mbola te hanam-bola ve rahampitso ? Ny ankamaroan’ny olona dia te hahazo vola hatrany. Raha nanontaniana i John Rockefeller, izay anisan’ny olona nanan-karena indrindra maneran-tany hoe “Ampy anao ve ireo harena ireo ? Rahoviana no atao hoe ampy ny vola?” dia namaly am-panesoana kely izy hoe “mbola ampiana kely fotsiny”. Ka na ny olona manan-karena indrindra aza dia tsy mety afa-po amin’ny vola. (suite…)...
Lire la suite